Raharaha Claudine Razaimamonjy : Novalin’ny Bianco ny minisitra Rivo Rakotovao

0

Nanakiana mafy ny Bianco omaly tao amina radio tsy miankina ny minisitra Rivo Rakotovao. Namaly izany ny harivan’iny ihany ny birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly, ary manamafy fa mitohy hatrany ny fanadihadiana ato amin’I Claudine Razaimamonjy.