Raharaha Claudine Razaimamonjy : Tsy hita ny fandraisan’andraikitra ataon’ny Antenimieram-pirenena

0

Tsy hita ny fandraisan’andraikitra ataon’ny fahefana mpanao lalàna manoloana ny raharaha mafana mitranga eto amin’ny tany sy ny firenena, raha tsy hilaza hafa tsy ny raharaha Claudine Razaimaonjy. Nilaza ny filohan’ny antenimiram-pirenena fa efa misy ny fahefana manao fanadihadiana momba izany.