Accueil Politique RAKOTOVAO Rivo: Tsy maintsy ho Filohan’ny Antenimierandoholona ?

RAKOTOVAO Rivo: Tsy maintsy ho Filohan’ny Antenimierandoholona ?

0
RAKOTOVAO Rivo: Tsy maintsy ho Filohan’ny Antenimierandoholona ?

Kajikajy politika ho fanomanana ny fifidianana Filohampirenena amin’ny taona 2018, rehefa notsipahin’ny maro na avy eto an-toerana na ireo mpiaramiombon’antoka vahiny sy iraisampirenena ny fikitihina ny Lalàmpanorenana iny fanendrena an’i RAKOTOVAO Rivo iny, izay minisitra eo anivon’ny fiadidiana ny repoblika ho lasa loholona tamin’ny Talata faha-17 oktobra lasa teo. Io no andikan’ny mpanara-baovao iny fanendrena iny.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici