RALEVA Mananjary : nahemotra ny fitsarana.

0

Nahemotra amin’ny fotoam-pitsarana manaraka ny fitsarana an’ i RALEVA ao Mananjary izay tokony ho natao omaly. Na izany aza, nanamafy hatrany ny Amnesty International fa tokony ho foanan’ny mpitondra ny sazy mihantona 2 taona mahazo azy.