Rano fisotro madio : tafiakatra 500 hatramin’ny 1000 Ariary ny Bidon.

0

Tafiakatra 500 hatramin’ny 1000 Ariary ny rano 1 bidon eny Ankadindravola sy ny manodidina amin’izao fotoana izao. Antony, efa 20 andro izay no nahatapaka ny Paompy ary ilaharana ny Loharano hany tokana eny an-toerana. Adiny 4 hatramin’ny adiny 5 vao mahazo 1 Bidon ny mponina eny an-toerana.