RASOAMAROMAKA Hery: Tsy mitombina ny fitoriana azy.

0

Namaly ny fampiantsoana nataon’ny sampandraharaha mpanao fanadihadiana teny amin’ny Toby Ratsimandrava omaly i Hery RASOAMARIMAKA sekretera nasionalin’ny TGV. Tsy mitombina ny fitoriana izay napetraky ny loholona Olivier Rakotovazaha tamin’io tomponandraikitry ny TGV iray io raha ny fanazavana.