RDIA: Nanaiky ny fampiharana azy ny sehatra tsy miankina

0

Nilefitra tamin’ny fanapahankevitry ny fanjakana ny mpisehatra amin’ny fizahantany. Ambony ny tahan’ny haba alaina eny amin’ny seranam-piaramanidina isaky ny mpandeha hoy ny talen’ny ONTM, haba izay nihatra nanomboka tamin’ny volana desambra lasa teo, saingy nanaiky ihany izy ireo na nisy aza ny fanoherana tany aloha. Ankilan’io, nitombo 20% ny isan’ireo mpizahatany tonga teto Madagasikara raha oharina ny tamin’ny taona 2015.