Accueil Politique Ristournes – tetikasa Ambatovy : mila mangarahara ny fitantanana azy

Ristournes – tetikasa Ambatovy : mila mangarahara ny fitantanana azy

0
Ristournes – tetikasa Ambatovy : mila mangarahara ny fitantanana azy

48 miliara Ariary marina ve ny ristournes tokony alohan’ny tetikasa Ambatovy ao anatin’ny 5 taona, hoy ny mpahay toekarena iray nanaovana fanadihadiana androany? Etsy ankilany, ilaina fangaraharana tanteraka ny fitantanana io vola io mba hisian’ny fampandrosoana marina eo amin’ny kaominina sy faritra voakasik’izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici