Ho tonga eto Madagasikara ny iraka manokan’ny Sadc Joaquim Chissano filohan’ny repoblika Mozambika teo aloha. Hijery vahaolana amin’ny rahara politika sy hanamora ny firosoana amin’ny fifidianana no tanjona amin’io dia io.