SEIMAD :  Nampiasa taratasy hosoka nahazoana tany

0

Fianakaviana iray no mitaraina fa lasan’ny SEIMAD tamin’ny taratasy hosoka ny tanin’izy ireo etsy Ankasina. Nitondra porofo amin’izay lazain’izy ireo ho hosoka ity fianakaviana ity. Eny amin’ny Fitsarana ny raharaha amin’izao fotoana, mitohy hatrany anefa ny asa fanorenana eo amin’ny tany izay mbola iadiana eny amin’ny fitsarana.