Accueil Société Sekolim-panjakana : handray anjara amin’ny fandoavana ny karaman’ny mpampianatra ny raiamandreny

Sekolim-panjakana : handray anjara amin’ny fandoavana ny karaman’ny mpampianatra ny raiamandreny

0
Sekolim-panjakana : handray anjara amin’ny fandoavana ny karaman’ny mpampianatra ny raiamandreny

Hiverina handray anjara amin’ny fandoavana ny karaman’ny mpampianatra FRAM indray ny raimanandreny mampiana-janaka eny anivon’ny sekolim-panjakana. Io raha ny votoatin’ny naoty navoakan’ny teo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena androany. Namafisin’ny tomponandraikitra ankilany fa tsy an-tery ny fandoavana ny latsakemboka momba izay.