Sendika CUA : tsy ekena ny fanomezana ny fidiram-bolan’ny Kaominina amin’ny tsy miankina.

0

Tsy ekena ny fanomezana ny fidiram-bolan’ny Kaominina Antananarivo renivohitra amin’ny orinasa tsy miankina hoy ny Sendikan’ny mpiasa. Araka izany, nametraka taratasy fanohanana teny amin’ny Prefet de Police izy ireo omaly. Ho lafo Antananarivo renivohitra raha izao no mitohy, hoy izy ireo.