Accueil Société SOLIKA HOSOKA: tsy mbola hita soritra ny vokatry ny fanadihadiana nampanantenaina

SOLIKA HOSOKA: tsy mbola hita soritra ny vokatry ny fanadihadiana nampanantenaina

0
SOLIKA HOSOKA: tsy mbola hita soritra ny vokatry ny fanadihadiana nampanantenaina

Dimy volana aty aorian’ny nahatratrarana ireo toerana sy ambina solika ary ireo fitaovana fikirakirana sy fanampohana solika teto Toamasina. Olona telo farafahakely no fantatra fa mihitsoka ao amin’ny Fonjan’Ambalatavoahangy hatramin’izao, raha toa ka ampolony ireo mpiasa irakiraka voarohirohy tamin’ity raharaha ity. Tsy mbola hita soritra ny valin’ny fanadihadiana izay nampanantenaina ny amin’ny hikarohana ireo ati-doha mikotrika izay tokony hampahafantarina ny vahoaka amin’ny maha raharaham-pirenena azy.