Accueil Politique Solombavambahoaka : haverina ny hasin’ny Antenimierampirenena

Solombavambahoaka : haverina ny hasin’ny Antenimierampirenena

0
Solombavambahoaka : haverina ny hasin’ny Antenimierampirenena

Manoloana ny fanehoan-kevitry ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, nanamafy ireo Solombavambahoaka sendra ny mpanao gazety fa haverina amin’ny maha izy azy ny eny amin’ny Antenimierampirenena. Solombavambahoaka vonona hihaino sy hampita ny hetahetan’ny vahoaka hahafahana mampadroso an’i Madagasikara.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici