Solombavambahoaka ho an’ny fanovana : eo ampelatanan’ny HCC ny ho avin’ny firenena.

0

Eo ampelatanan’ny HCC ny ho avin’ny firenena Malagasy hoy ireo solombambahoaka ho an’ny fanovana sy ny vahoaka Malagasy. Ny fitakiana ho an’ny fanovana izay nihamafy kokoa araka ny efa nampitaina teto amin’ny fampahalalam-baovao.