Solombavambahoaka ho an’ny fiovana: tafapetraka ny motion de déchéance.

0

Tafapetraka eny amin’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny fangatahana fialan’ny filohampirenena amin’ny fomba ofisialy na motion de décheance nataon’ireo solombavambahoaka ho an’ny fanovana. Tsy faka hiroso amin’ny fandravana ny antenimieram-pirenena araka izany ny filohampirenena.