« Subvention » solika : tsy handoa intsony ny fanjakana

0

Taorian’ny fifampidinihana naharitra 3 andro teo @ mpitondra fanjakana Malagasy sy ireo mpandraharaha solika eto amintsika dia nidina avy hatrany ny vidin’ny solika ary tsy handoa « subvention » @ solika intsony ny fanjakana Malagasy.