Taolagnaro : lasa fanjakana kely ao Taolagnaro ny QMM

0

Lasa fanjakana kely ao Taolagnaro ny orinasa QMM amin’izao fotoana hoy ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana. Tsy voahaja ny taratasy fifanarahana tamin’ny vahoaka, aiditra am-ponja ireo lohandohany amin’ny fitakiana ny zony, ary mibaiko ny tomponandraikitra any an-toerana araka ny maha mety azy ny orinasa.