Taom-baovao Malagasy : nanomboka androany ny fankalazana

0

Tontosa ny nanomboka ny hariva teo tetsy amin’ny kianjan’ny Kanto Mahamasina ny alin’ny fifohazana handraisana ny Taom-baovao Malagasy. Nisy nandritra izany ny fandraisana ny afo tsy maty. Teo koa ny hetsika samihafa niarahan’ny vahoaka niara-nifaly.