Tatitry ny zato andro nitondran’i Andry Rajoelina: miabo

0

Resaka ankitsimpo, izay no nanambaran’ ny filoha ny tatitry ny zato andro nitondrany firenena manoloana ny vahoaka. Tsy maintsy tanteraka anaty 5 taona ny velirano nifanaovana tam vahoaka malagasy hoy ny filoha. Nisongadina tanatin’izay tatitra izay ny ady @ tsy fandriampahalemana sy ny fanatsarana ny fitantanana ny firenena. Niabo ihany koa ny fifandraisana iraisampirenena ho an’i Madagasikara.