Accueil Société Tetezana ao Antetezambaro : vita io hariva io ny hitsin-dala

Tetezana ao Antetezambaro : vita io hariva io ny hitsin-dala

0
Tetezana  ao Antetezambaro : vita io hariva io ny hitsin-dala

Nanomboka omaly ny fanamboarana ny tetezana ao Antetezambaro izay amin’ny lalampirenena faha-5. Efa eny an-toerana avokoa ireo singan’ny « Pont Mabey » hanoloana ilay tetezana simba. Etsy ankilany, vita io hariva io ny hitsin-dalana vonjimaika handehanan’ny fiara, hahafahan’ny fifamoivoizana miverina amin’ny laoniny.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici