Accueil Société Toamasina : mangataka ny hanemorana ny oran’ny couvre feu ireo mpivaro-tena

Toamasina : mangataka ny hanemorana ny oran’ny couvre feu ireo mpivaro-tena

0
Toamasina : mangataka ny hanemorana ny oran’ny couvre feu ireo mpivaro-tena

Nivory ireo mpivaro-tena ao Toamasina ny hariva teo ary nangataka ny hanemorana ny oran’ny couvre feu ho amin’ny 11 ora alina. Tsy te ho hitan’ny fiaraha-monina amin’ny andro mazava ny ankamaroan’ireo mpanjifa hoy izy ireo, ka tsy misy vola miditra raha vao mazava ny andro.