Toamasina : nanao hetsika fanairana hijerena akaiky azy ireo ny marary

0

Niverina nanao fitakiana fanin-droany androany maraina ireo olona voan’ny Coronavirus tsaboina ao Toamasina. Mitarazoka ny fivoahan’ny valin’ny fitiliana farany izay natao tamin’izy ireo, izay no anton’ny fihetsiketsehana.