Toamasina : natolotra tamin’ny fomba ofisialy ireo fitaovana famatsiana rano

0

Fitaovana famatsiana rano aman- jatony no alefa any amin ny faritra atsimo, amin’ny alalan’ny fiaraha-miasan’ny Unicef sy ny fanjakana Malagasy. Tanjona ny hanamorana ny fisitrahana rano fisotro madio any an-toerana. Androany no natolotra tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny seranantsambon i Toamasina izany.