Accueil Société TOAMASINA: sarona ireo mpiasa mpanao solika hosoka

TOAMASINA: sarona ireo mpiasa mpanao solika hosoka

0
TOAMASINA: sarona ireo mpiasa mpanao solika hosoka

Tratra ireo mpanao solika hosoka sasany ao Toamasina. Raha ny fanadihadiana, fampifangaroana ny solika fandrehitra amina karazana asidra maro samy hafa mba hitovy loko amin’ny gazole no hosoka nataon’ireo mpanao azy. Tsy fantatra mazava hatreto ny toerana hanapariahan’izy ireo ny solika efa misy izay fangaro izay.