Toetry ny andro : anatin’ny vanim-potoanan’ny fararano isika izao

0

Manomboka ny volana may no hiditra tsikelikely amin’ny vanin’andro ririnina isika araka ny nambaran’ny mpamantatra ny toetry ny andro. Anatin’ny vanim-potoanan’ny fararano kosa isika ankehitriny raha ny fanazavana.