Tolom-bahoaka ho an’ny fanovàna : mitaky ny fialan’ireo minisitra HVM

0

Mitohy hatrany ny tolom-bahoaka ho an’ny fanovàna. Omaly, nanamafy ny tokony hialan’ireo minisitra HVM ireo solombavambahoaka sy ireo mpianatra eny amin’ny Anjerimanontolo isan’izany ny minisitry ny fampianarana ambony izay nanaovan’izy ireo diabe teny Tsimabazaza.