Tolon’ny fanovana : nitory ny praiminisitra ny solombavambahoaka 73

0

Miroso ny dia ho an’ireo solombavambahoakan’ny fanovana. Nametraka fitoriana teny amin’ny fitsarana izy ireo omaly. Fitoriana izay mikasika ny praiminisitra sy ny fanodikodinam-bola nataony. Taorian’izay nitohy teny amin’ny fitsarana avo momban’ny lalam-panorenana ny dia nitaky ny famoahana ny didy fampitsaharana ny filoha amin’ny asany.