Accueil Société Tsena VMMM : nitohy teny Ambohijanaka sy Ambohimanarina 

Tsena VMMM : nitohy teny Ambohijanaka sy Ambohimanarina 

0
Tsena VMMM : nitohy teny Ambohijanaka sy Ambohimanarina 

Ireo mponina ao amin’ny Kaominina Ambohijanaka sy ny teny Ambohimanarina – Biroboritany faha-6 indray no nisitraka ny hetsika famarotana ny fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary, izay karakarain’ny fikambanana vehivavy Malagasy Miara-Miainga na ny VMMM androany. Hetsika izay natao ho fanalana fahasahiranana ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra.