UCTU

0

Kaoperativa miisa 28 amin’ireo 42 nanatrika ny fivoriana izay nataon’ny uctu no nifanaraka hampakatra ny saran-dalana ho 500 Ar saingy ny 6 amin’ireo ihany aloha no hampihatra izany avy hatrany amin’ny voalohan’ny volana septambra ho avy izao, ny sasany kosa mbola miandry ny fahazoana ny compensation izay vao hampihatra izany fampiakarana saran-dalana izany.