Accueil Politique UNICEF : mitaky ny hamerenana ny vola maherin’ny 3 miliara Ariary novatsiany

UNICEF : mitaky ny hamerenana ny vola maherin’ny 3 miliara Ariary novatsiany

0
UNICEF : mitaky ny hamerenana ny vola maherin’ny 3 miliara Ariary novatsiany

Mitaky ny hamerenana ny Vola novatsiany teo anelanelan’ny taona 2014 hatramin’ny 2019 ny tahirim-bola ny firenena mikambana ho an’ny zaza na ny UNICEF raha ny tatitry ny filan-kevitry ny minisitra omaly. Ankilany, nilaza ny manam-pahaizana momba ny fifandraisana iraisam-pirenna fa tsy mandeha amin’ny tokony ho izy ireo rafitra mpanara-maso ka antony fitakiana famerenam-bola ataon’ireo mpiara-miombon’antoka sy mpamatsy vola ankehitriny.