Vadin’ny Filohampirenena : arovana mafy ny ainy?

0

Polisy am-polony mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no hita nirantiranty nanoloana ny tranombokim-pirenena Ampefiloha ny fiandohan’ny tolakandro omaly. Nifampanontany ny mpandalo. Inona no mitranga?