Accueil Société Vahiny mitrandraka volamena – Vohilava Mananjary : miverina miasa indray, hoy ny mponina

Vahiny mitrandraka volamena – Vohilava Mananjary : miverina miasa indray, hoy ny mponina

0
Vahiny mitrandraka volamena – Vohilava Mananjary : miverina miasa indray, hoy ny mponina

Miverina miasa indray ny orinasa vahiny Mac Lai Sim Gianna izay manao ny fitrandrahana volamena ao Vohilava Mananjary, hoy ireo mponina any an-toerana. Amin’ny andro alina ireo vahiny no miasa raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici