Vidim-bary – Taolagnaro : 600 ariary ny iray kapoaka

0

Mpamongady iray ihany no mamatsy vary ao Tolagnaro nanomboka ny faran’ny herinandro teo raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana . Niakatra ho 600ariary ny kapoaka ny vary vokatr’io. Miantso ny fandraisan’andraikitry ny fitondram-panjakana ireo mponina manoloana izany.