Vidin-tsolika : miaka-midina

0

Miaka-midina ny vidin-tsolika tao anatin’ny 24 ora monja. Niemotra indray ve ny fanjakana manoloana ny fampiharana ny vidiny tena izy? Inona ny fifanarahana farany natao tamin’ireo mpaninjara solika? Fifanarahana politika avo lenta no misy amin’izao eo amin’ny famaritana ny vidin-tsolika raha ny fanazavan’ny mpahay toekarena iray.