Accueil Société VMMM : nivarotra fitaovam-pianarana tamin’ny vidiny mirary teny Masindray

VMMM : nivarotra fitaovam-pianarana tamin’ny vidiny mirary teny Masindray

0
VMMM : nivarotra fitaovam-pianarana tamin’ny vidiny mirary teny Masindray

Tohin’ny hezaka izany efa natao, teny amin’ny kaominina Masindray, indray androany no nanatanterahan’ny Fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ny fivarotana fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary. Tanjon’ny hetsika ny hanalefahana ny fahasahiranan’ny ray aman-dreny amin’izao fampidirana mpianatra izao, hoy ny tomponandraikitra avy amin’ny VMMM.