Accueil Société Voinam-pirenena : vonona hanome tanana an’i Madagasikara ny PNUD

Voinam-pirenena : vonona hanome tanana an’i Madagasikara ny PNUD

0
Voinam-pirenena : vonona hanome tanana an’i Madagasikara ny PNUD

Naneho ny fahavononany hanampy an’i MAdagasikara ny PNUD ora vitsy taorian’ny namoahan’ny filohan’ny repoblikan’i Madagasikara Twiter nanambara ny fahavoazana misy eto amintsika vokatry ny andro ratsy tamin’ity herinandro ity. Ny filoha izay nisaotra azy ireo ary nanentana ny rehetra hifanome tanana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici