Accueil Economie Vola nampidirin’ny fadintseranana : 1 562.6 miliara Ariary ny 7 volana voalohan’ny taona 2019

Vola nampidirin’ny fadintseranana : 1 562.6 miliara Ariary ny 7 volana voalohan’ny taona 2019

0
Vola nampidirin’ny fadintseranana : 1 562.6 miliara Ariary ny 7 volana voalohan’ny taona 2019

Isany mampidi-bola betsaka ao anatin’ny kitapom-bolam – panjakana ny fadintseranana. Miankina betsaka amin’ny tahan’ny fanafarana entana amin’ny ankapobeny no ahafahana mampitombo na mampihena izany raha ny fanazavan’ny mpahay toekarena nanaovana fanadihadiana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici