Accueil Société Vola sandoka : 20 000 Ariary miisa 59 no tratra tao Sambava 

Vola sandoka : 20 000 Ariary miisa 59 no tratra tao Sambava 

0
Vola sandoka : 20 000 Ariary miisa 59 no tratra tao Sambava 

Vola  sandoka 20 000 Ar miisa 59 no saron’ny mpitandron’ny filaminana tany Sambava, herinandro vitsivitsy taorian’ny fanontana ireo vola vaovao. Raha ny eto an-drenivohitra kosa, raha ny fanazavana azo teny anivon’ny zandarimariam-pirenena omaly, hatreto, tsy mbola misy ny tatitra mikasika izany. Isan’ireo lasibatra voalohany ary mailo amin’izany ireo mpivarotra mpamongady.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici