VOLAHAINGO Marie Thérèse : Kandida Solombavambahoaka – Bealanana

0

Tratra ny tanjona ary velom-panantenana ny vahoaka any an-toerana hoy ny Kandida isika rehetra miaraka amin’ny Andry RAJOELINA ao amin’ny ditsrikan’i Bealanana, nandritra ny hetsika fampahafantarana ny filatsahan-ko fidiana nataony tao Ambatoriha. Efa miroso ihany koa ny fametrahana fotodrafitrasa sy ny fanamboarana ny lalana mampitaraina ny mponina any an-toerana.