Accueil Société Vontovorona : nahazo rariny tamin’ny fitsarana ireo mpiasan’ny faritany

Vontovorona : nahazo rariny tamin’ny fitsarana ireo mpiasan’ny faritany

0
Vontovorona : nahazo rariny tamin’ny fitsarana ireo mpiasan’ny faritany

Nahazo rariny tamin’ny fitsarana hatramin’ny farany ireo mpiasan’ny faritany teo aloha manana tany sy manana taratasy ara-dalàna ny amin’ny maha tompon’ny tany azy ireo eny Votovorona. Niala maina ireo izay olona nibodo ny tany nandritra ny fidinana ifotony nataon’izy ieo androany nanatanteraka ny re-bornage teny an-toerana.