Mitohy ankehitriny ny sy ny fanomanana ny antotan-kevitra sahanin’ny eo anivon’ny OMNIS mikasika ny fangatahana ny fanitarana ny rambotany ambany ranomasina atsimo na ny plateau continental sud raha ny nambaran’ny tomponandraikitra. Isan’izany ny fanatanterahiana ny fanadihadiana amin’ny alalan’ny fanaovana ny fandrefesana ambany ranomasina na ny « levé sismique ».