Accueil Société 01 novambra: Fotoana ahatsiarovana ireo olomasina ho an’ny mpino katolika

01 novambra: Fotoana ahatsiarovana ireo olomasina ho an’ny mpino katolika

0
01 novambra: Fotoana ahatsiarovana ireo olomasina ho an’ny mpino katolika

Ny voalohany volana novambra, fety fankalazana ny fetin’ny olomasina ary fety voadidy hamasinina toy ny andro alahady ho an’ny fiangonana katolika. Nisongadina tao anatin’ny fanamarihana izany, ny toetra tokony manahaka an’i Kristy sy ny fiombonan’ny olomasina.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici