Tantara tsy afaka ao an-tsain’ny Malagasy ny raharaha 7 febroary izay feno folo taona katroka androany. Nanamafy ny filohan’ny repoblikan’i Madagasikara fa tsy havela ho raraka an-tany ny rà latsaka sy ny fitiavan-tanindrazana nasehon’ny Malagasy.