Accueil Culture 10 janoary : andro maneran-tany ho an’i Tintin

10 janoary : andro maneran-tany ho an’i Tintin

0
10 janoary : andro maneran-tany ho an’i Tintin

10 janoary, andro maneran-tany ho an’ny tantara an-tsary « les aventures de Tintin ». Maro amin’ireo mpanao asa tanana ankehitriny  no mampiasa ity tantara an-tsary ity ho fitaovana entina manintona ireo mpanjifa eto an-toerana sy any Ivelany, amin’ny alalan’ireo karazana sary sikotra sy « marqueterie » vita amin’ireo kazaran-kazo eto Madagasikara.