13 mai 1972 : mitohy ny tolona

0

Nomarihina tamin’ny fotoam-bavaka sy fijoroana vavolom-belona ny andron’ny 13 mai teny Analakely. Mitovy amin’ny fitakiana ataon’ny solombavambahoaka ankehitriny ny tolona tamin’ny taona 1972 raha ny voalaza.