18 Novambra 1896 : nomena ny Kaomandin’ny faritany Miaramila Voalohany ny tany eo Analakely

0

18 Novambra 1896 – 18 Novambra 2019, feno 123 taona androany ny nanomezana ny tanim-panjakana eo Analakely ho an’ny Kaomandin’ny Faritany Miaramila Voalohany. Didimpanjakana izay nivoaka tamin’io andro io ka ny Jeneraly Gallieni no nanasonia izany. Ndeha harahintsika ato anatin’ity fanadihadiana ity ny andinindininy mahakasika izay.