samedi 27 avril 2024

Archives quotidiennes: 1 septembre 2017

SMM sy Ramatoa Minisitra : Mitovy ny tadin-dokanga?

0
Nihaona tamin'ny minisitry ny Fitsarana vaovao omaly tetsy Faravohitra ny Sendikan'ny Mpitsara Malagasy. Tapaka tamin'izany fihaonana izany fa hatsangana ny Comité de Reforme ary handrasan'ny SMM ihany koa ny circulaire avy  amin'ny minisitera hampiharana ireo fitakian'izy ireo.  

Asan-dahalo : mangataka ny fanafoanana ny Prefet de Region ireo mpihary ombigasy

0
Mangataka ny fanafoanana ny Prefet de region ireo mpikambana ao amin'ny Mpihary ombigasy eto amintsika. Isan'ny mapirongatra ny asan-dahalo eto amintsika izany, raha ny fanazavan'izy ireo, ankoatry ny fanondranana omby izay mbola mitohy hatramin'izao.