Accueil Société 26 juin : natomboka androany ny fankalazana ny faha-62 taona niverenan’ny fahaleovantena

26 juin : natomboka androany ny fankalazana ny faha-62 taona niverenan’ny fahaleovantena

0
26 juin : natomboka androany ny fankalazana ny faha-62 taona niverenan’ny fahaleovantena

Manomboka androany ny fanakalazana ny faha-62 taona niverenan’ny fahaleovantena sy ny nitsanganan’ny foloalindahy Malagasy izay hatao manerana no Nosy raha ny tatitra nataon’ny ny CNTO na ny kaomity nasionaly mpikarakara ny fanakalazana ny faha26 jona 2022. Hatao amin’ny faritra rehetra ny fankalazana ary haverina ny kerimesy sy ny lanonana hoy ireo mpikarakara. Lohahevitra nosafidiana tamin’ity taona ity ny hoe « Ny fitiavako ny tanindrazako, mamelona ny hambopom-pirenena.»