29 Mars 1947 : feno 73 taona androany

0

Feno 73 taona androany ny fahatsiarovana ny tolom-panavotana nataon’ny Malagasy ny taona 1947. Manoloana ny fisian’ny valan’aretina Coronavirus, natao tsotra nefa mendrika ny fahatsiarovana tamin’ireo toerana tokony hanatanterahana izany.